CMCS

Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy


Mpiara miombonantoka amin’ny fihariana siramamy

 


About Us

Foibe ho an’ny fampandrosoana ny fihariana siramamy eto Madagasikara

 

Ny Foibe Malagasy momba ny Fary sy ny Siramamy – FMFS –  dia rafi-panjakana iray miandraikitra ny fampandrosoana, ny fandrindrana ary ny fampiroboroboana ny seha-pihariana siramamy eto Madagasikara. Tafiditra anatin’izany sehatra izany avokoa ny asa rehetra manomboka any amin’ny fampidirana masomboly voafantina ka hatrany amin’ny fahazahoana siramamy, indrindra ny fambolena.

Ny Didim-panjakana laharana faha-2015-523 tamin’ny 24 Martsa 2015, no mamaritra ny asa sy momba ny Foibe. Manana ny sata maha Orinasam-panjakana misahana ny asa indostrialy sy ara-barotra ny FMFS. Ary manana fahaleovantena ara-bola izy.

Eto Fiadanana Tsimbazaza Lot III L 111, no misy ny toeram-piasan’ny FMFS.

Ny tanjona dia ny fanohanana sy hampandrosoana ary fampivelarana ny seha-pihariana siramamy, ary voabango anatin’izany koa ireo vokatra mifandraika amin’izany

 

Missions

4 axes principaux

Fampiroboroboana ny fihariana siramamy

Mamorona asa, mampivoatra ny lafiny ara-toekarena

Fandrindrana araka ny lalana

Mandamina sy mandrindra ny fifandrain’ny mpiantsehatra rehetra

Fahafaha-mifaninana

Fanamafisana ny fahafaha-mifaninana ny vokatra azo avy amin’ny fary indrindra ny siramamy

Fananganana orinasa eny ifotony

Mandrisika ny fananganana orinasa madinika mpamokatra siramamy eny ifotony.

Antontanisa mirakitra ny famokarana fary sy siramamy eto Madagasikara

Fantaro ireo tarehimarika rehetra mahakasika ny seha-pihariana siramamy eto Madagasikara.

01Ny orinasa famokarana siramamy

Ato no ahitanao ireo antotanisa mahakasika ireo orinasa fanaovana siramamy eto Madagasikara.

02 Antontanisa ho an’ny famokarana mahakasika ny fary sy siramamy

Ato ho hahiantsika ireo antontanisa rehetra mahakasika ny vokatra eto Madagasikara toy ny fary siramamy sns

03 Antontanisa momba ny ireo Mpisehatra amin’ny fihariana siramamy

Misy mpisehatra maro be ao anatin’ny fihariana siramamy. Ny mpamboly fary no tena lehibe indridra amin’izy ireny.

04 Antontanisa mahakasika ny tsenan’ny siramamy

Ato no misy ireo antotanisa mahakasika ny tsenan’ny siramamy eto Madagasikara.

Filankevitra

Raha manana vina na tetikasa mahakasika ny fanodinana fary, dia aza misalasala manantona, fa vonona izahay, tsy hiaino fotsiny fa hanolo-tanana koa. Ny fifanohanana no tena hahavitana zavatra

Les dernières actus de la filière

Suivez les dernières actualités et évolutions de la filière sucrière à Madagascar.

FMFS : Fitsidihina ifotony tao amin’ny SUCOMA Ambilobe

admin
/
8 October 2026

En savoir plus..

Ny fihariana siramamy, fihariana stratejika ho an’i Madagasikara

admin
/
6 October 2026

En savoir plus..

Dingan’ny fampidirana masomboly voafantina, hatramin’ny fanapariahana azy

admin
/
6 October 2026

En savoir plus..




Médiathèques




Retrouvez en un seul espace nos vidéos, documents et ressources dédiés à la filière sucre à Madagascar. Informez-vous, découvrez nos activités et accédez facilement à des contenus utiles à votre recherche ou à vos projets. Rendez-vous immédiatement dans la médiathèque et découvrez toutes nos ressources.



Contact

Une question, un projet ou simplement envie d’échanger ? Contactez-nous, nous serons ravis de vous accompagner !

Adresse

Lot III L 111 Fiadanana Tsimbazaza

Phone

+261 38 53 508 95

Email

cellulecommunication.cmcs@gmail.com

Loading
Your message has been sent. Thank you!